|
|
|
|

Teny iditra1  vaky masoandro
Singan-teny  2 vaky, 3 maso, 4 andro
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 fotoana tsy ahitana afa-tsy ilany kely amin' ny masoandro vao miposaka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7 le lever du soleil [1.3]
Ohatra  8  Iraho ny iray amin'ny ankizivavinao, hizaha raha maty izy, mba handevenako azy alohan'ny vaky masoandro. [2.996]
Voambolana  9  Fotoana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11